MEMBERSHIP KEKE BEAUTY ACADEMY
🌸 Keke Beauty Academy – Membership 🌸
👉 Rehefa tafiditra ianao dia hahazo ireto:
🔑 Zava-dehibe ianarana
• Fanovana Toetsaina & Fomba fanao → hianatra hanangana mindset matanjaka sy fahazarana tsara.
• Business Strategy → fomba hanombohana sy hitantanana salon na business manokana.
• Spiritual Development → fitoniana sy fahatokisana hoenti-miatrika fiainana sy asa.
• Exclusive Tips & Guidance → podcasts, torohevitra ary coaching manokana hanampy anao handroso.
🎁 Tombontsoa ho an’ny Membre
• Beauty Basics Training maimaim-poana: Nails, Hair, Eyelashes, Make-Up, Waxing.
• Community Group hiarahana mifampizara traikefa sy hahazo fanohanana.
• Discount manokana amin’ny cours avo lenta.
• Video vaovao 1–2 isaky ny herinandro (tutorials sy coaching) hanampy anao hianatra sy hitombo hatrany.
✨ Amin’ny maha membre anao, ianao tsy mandray fiofanana fotsiny, fa mahazo rafitra sy fanohanana manampy anao hihalehibe ho mpanakanto sy mpandraharaha matihanina.